Plate forme objectif et scientifique concernant la recherche sur
les origines des Merina et pour mettre fin à toute spéculation et ignominie historique
Ethnologue, est un groupe facebook ouvert à toute personne qui
pourrait contribuer de manière neutre et effective à la
problématique initiale du groupe
MERINA: jews or malayu ?
Pour participer, cliquer ici et rejoindre le groupe Merina (Madagascar): Jews or Malayu
?
Ny Merina sy ny Politika :
1) ady hevitra sy famakafakana mahakasika ny toe-draharaha politika
ankehitriny sy ny fiantraikany eo
amin'ny Merina
2) Ny Merina miatrika ny ho aviny : fijery politika eto
Madagasikara sy manerantany
fanamarihana: Afaka mandray anjara ato daholo n'iza n'iza fa somary
cadré @ resaka Politika ilay izy ka ny Référentiel dia ny
problématique Merina eto Madagasikara (izany hoe raha misy
amintsika manangana groupe hafa any ka tsy Merina no reférentiel fa
foko hafa dia tsy olana mitsy ary raha misy manasa ary ny tenanay
dia tsy hisalasala hanatevin-daharana ny ady hevitra sy ny
dinidinika any)
Tsimialonjafy ity vondrona ity tompoko, ary misokatra amin'ny
fihaviana sy ny firenena rehetra 
https://www.facebook.com/groups/zaikabe.merina/
Decouvrez les news en image et en vidéo de Firenena Merina sur
notre chaîne YOUTUBE : http://www.youtube.com/user/FirenenaMerina
Contribuez à enrichir notre base de données en image et en vidéo de
la culture Merina et des sites historiques / patrimoines en Imerina
en nous envoyant votre vidéo

ANTSO AVO MAHAKASIKA NY
FANIMBAZIMBANA SY NY FANAPOTEHANA NY VAKOKA SY NY HARENTSAINA
MERINA
Antsoina isika TARANAKA MERINA rehetra sy ireo olona tsara sitrapo
tsy manaiky ny famotehana sy ny fanetrena hasina ny vakoka ary ny
harentsaina Merina mba ho tonga hiaray hina sy hiara hentana haneho ho ren-tany ren-danitra
ny tsy faneken-tsika intsony ny endrika rehetra entina hamotehana
ny Merina. Ampy izay ny fandoroana Rova sy ny fangaronana lapa (toy
ny halatra be vava natao tamin'ny satro-panjakan'i Ranavalona I)
ary ny fanimbana ny Hasina Merina.
Ho tonga isika haneho ny alahelontsika, am-pilaminana sy
am-panajana, ny zoma 16 desambra izao manomboka @ 9 ora maraina h@
11 ora atoandro eny Anatirova Antanananarivo.
Hisy famenoana ny "Bokin'ny Alahelo" ho tanterahana eny mandritra
io fotoana io. Soraty @ sora-baventy ny alahelontsika sy ny tsy
fankasitrahantsika ny tsy rariny mahazo ny Vakoka Merina
hatrizay.
Hirava am-pilaminana isika @ 11 ora tsy diso.
Hetsika firaisan-kina eo ambany fitarihan'ny Zanak'Andriana eto
Imerina sy ireo avy any @ faritra manerana ny Nosy.
"Tsy adidiko izaho irery fa adidiko izaho sy ianareo"
Andrianampoinimerina
AMPITAMPITAO ... MIFAMPILAZA
|
Tsiaro ny nandorana velona ny firenena Merina, 14 taona lasa
izay !!!
Commentaires